Teny iditra | simaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Nahafahana kely: Simaka ny nifiko [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | simaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Potiny kely avy amin' ny vatabeny: Sima-kazo [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Branche arrachée d’un arbre, éclat de bois ; dont on a arraché une branche, un éclat, un morceau [1.3] | |||||||||||||||
[Merina] Branche arrachée avec un lambeau du tronc ; en horticulture : bouture à talon. [1.196] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kamasy, kamisa, makasy, masaky, masika, mikasa, misaka, samaky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/12/27 |
![]() |