Teny iditra simba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io !
¶ Levona: Simban' ny havandra ny volin-dry zareo
¶ Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] spoiled
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] endommagé
  [Abinal 1888] détérioré, sali, altéré, qui a subi une perte, un tort, dégradé, défiguré
  [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] abimé
  [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] avarié
  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] gâté
Sampanteny 
Haiendriteny 
simba
simban'
simba
simban'
ho simba
ho simban'
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 25] Betsaka angaha ny zavatrao simba?
2 [Ravelomanana: Lalana, takila 182] Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31