Entrée 1/2 sinara (sara)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Andoavana sarany, hofany vetivety [1.1]
Exemples Efa nosinaranao ve ilay lakana? [1.1]
Morphologie 
Présent : sinara, sinarako, sinaranao, sinarany, sinarantsika, sinaranay, sinaranareo, sinaran', sinaran-, sinaram-
Passé : nosinara, nosinarako, nosinaranao, nosinarany, nosinarantsika, nosinaranay, nosinaranareo, nosinaran', nosinaran-, nosinaram-
Futur : hosinara, hosinarako, hosinaranao, hosinarany, hosinarantsika, hosinaranay, hosinaranareo, hosinaran', hosinaran-, hosinaram-

Entrée 2/2 Sinara
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Shinar [2.996]
Explications en français Shinéar [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Sennaara
Citations bibliques 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20