Teny iditra siny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine [1.3]
Haiendriteny 
siny
siniko
sininao
sininy
sinintsika
sininay
sininareo
sinin'
sinin-
sinim-
-tsiny
-tsiniko
-tsininao
-tsininy
-tsinintsika
-tsininay
-tsininareo
-tsinin'
-tsinin-
-tsinim-
Kamban-teny 
Ohatra 
1Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno siny
very sasaka am-pitondrana
[2.131]
2Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31