|
|
|
|

Entrée1  sioka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
Explications en malgache  7  Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. [1.1]
Exemples  8  Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha. [2.470]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Synonymes  11  siaka
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot sioka

Anagrammes  14  akiso, isoka, kiosa, kisoa, osika, sioka, sokia

Mis à jour le 2020/07/31