Teny iditra |
sira
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka ¶ Fanasina ¶ Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
salt |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974]
sel |
| [Boiteau 1997]
Sel de cuisine ; notamment celui qu'on obtenait en lessivant des cendres de bois, puis en laissant cristalliser ; constitué surtout de carbonate de potassium. |
Voambolana |
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | ~ |
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
sira
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
[Betsileo]
Nom des plantes qu'on appréciait particulièrement pour obtenir ce sel.
Principalement : Embelia concinna Baker (Primulaceae).
D'après Rakoto Jean de la Croix, garde forestier, Réserves Naturelles 5842.
Cette liane était brûlée et ses cendres fournissaient, après lixiviation, un des sels les plus appréciés.
Voir aussi
kisira.
Ce sel était aussi considéré comme médicament une cuillérée à soupe dans de l'eau de riz pour combattre la constipation.
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Embelia concinna |
|
Teny iditra |
sira
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Tanosy]
masina! |
|
Teny iditra |
Sirà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | [Baiboly]
Shiza |
Fanazavàna teny frantsay | [Baiboly]
Shiza |
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
Sira
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | [Baiboly]
Sirah |
Fanazavàna teny frantsay | [Baiboly]
Sira |
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Teny nalaina |
|