Teny iditra | sirana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny faritra amin' ny tenan' ny biby anelanelan' ny lohany sy ny sorony [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny iditra | siraña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] seranana [1.78] | |
Fivaditsoratra | risana, sanary, sañira, sarina, sinara |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |