Teny iditra sisa tavela (sisa, vela)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy a remnant [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay le reste, le reliquat [Hallanger 1974]
Ohatra Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [Andraina: I Vola, takila 41]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31