Teny iditra sisina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra
¶ Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a border [Malay sisih, side, quarter] [1.2]
 the edge, the border [1.7]
Fanazavàna teny frantsay le bord, la lisière, la frontière [1.3]
 bord [1.8]
Haiendriteny 
sisina
sisiko
sisinao
sisiny
sisintsika
sisinay
sisinareo
sisin'
sisin-
sisim-
sisi-
-tsisina
Sampanteny 
Ny fihaviany Malay: sisih : side, quarter.
Mpitovy hevitra sisiny
Ohabolana 

Teny iditra sisina (sisy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats) [1.3]
Haiendriteny 
sisina
sisiko
sisinao
sisiny
sisintsika
sisinay
sisinareo
sisin'
sisin-
sisim-
sisi-
nosisina
nosisiko
nosisinao
nosisiny
nosisintsika
nosisinay
nosisinareo
nosisin'
nosisin-
nosisim-
nosisi-
hosisina
hosisiko
hosisinao
hosisiny
hosisintsika
hosisinay
hosisinareo
hosisin'
hosisin-
hosisim-
hosisi-
sisio
Ohabolana 

Teny iditra sisina (sisy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to be straightened [1.2]
Fanazavàna teny frantsay qu'on redresse [1.3]
Haiendriteny 
sisina
sisiko
sisinao
sisiny
sisintsika
sisinay
sisinareo
sisin'
sisin-
sisim-
sisi-
nosisina
nosisiko
nosisinao
nosisiny
nosisintsika
nosisinay
nosisinareo
nosisin'
nosisin-
nosisim-
nosisi-
hosisina
hosisiko
hosisinao
hosisiny
hosisintsika
hosisinay
hosisinareo
hosisin'
hosisin-
hosisim-
hosisi-
sisio

Fivaditsoratra siansy, sinasy, sinisa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31