Teny iditra sivinjato (sivy, zato)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] Nine hundred
Fanazavàna teny frantsay  [3.1] Neuf cent
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 900
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra  [Baiboly: 16:011:008/Nehemia 11:8..] ary nanarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roa-polo amby sivinjato.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31