Teny iditra sivy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Valo ampiana iray.
  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] nine
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] neuf
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 9
IX
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohatra  [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 155] Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26