Teny iditra |
soa
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany ¶ Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana? ¶ Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa ¶ Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | good, beautiful, excellent [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | beau, bon, agréable; avantage, bien [Abinal 1888]
|
| beau, bon, excellent [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
soa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés.
Plus couramment appelé
voasary.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Citrus aurantifolia |
|