Teny iditra | soa mahafiadana (soa, adana) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [Rajemisa 1985] | |
Mpitovy hevitra | soa mampiadana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |