Teny iditra | soavaly | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | a horse [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | cheval [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Sampanteny |
| |
Ny fihaviany | Frantsay: cheval. | |
Ohatra | Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 163] | |
Teny nalaina | Soratra misy io teny soavaly io Ohabolana misy io teny soavaly io | |
Lahatsoratra | Randzavola: soavaly ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |