Teny iditra sodifafana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavamaniry fanao ody rohana (Brepophyllum calycinum). Anisan' ny zavamaniry mateza tsy mety maty ny sodifafana ka nambolen' ny ntaolo niaraka tamin' ny zozoro sy ny fandrotrarana teo amin' ny zorony avaratra atsinanana raha nanorin-trano izy
Voambolana 
Anarana siantifika Brepophyllum calycinum
Teny nalaina 

Teny iditra sodifafana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] (de sodika : action de déjouer ; et fafa : le balai ; cette plante est si vivace que, lorsqu'on la balaie avec les détritus elle repousse avec plus de vigueur ; c'est un des symboles de la longévité pour les Malgaches). On nomme ainsi deux espèces voisines : Kalanchoe pinnata (Lam.) Pers. et Kalanchoe prolifera (Bowie ex Hook.) Raym. Hamet (Crassulaceae). Plantes crassulantes, à fleurs épaisses, dont les feuilles et les inflorescences produisent des bulbilles susceptibles de multiplier abondamment l'espèce. Les feuilles charnues sont consommées par plusieurs animaux, notamment les tortues terrestres. On les mange parfois en salade. Pour cette raison, les créoles les nomment « gros pourpier » ou « gros pourpier à clochettes »
Voambolana 
Anarana siantifika Kalanchoe pinnata, Kalanchoe prolifera
Tsipelina hafa 

Teny iditra sodifafana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] (de ody fafana : remède appliqué en bain de vapeur). Allophylus salignus Blume (Sapindaceae). Feuilles et écorces servent à faire des bains de vapeurs contre les douleurs articulaires : rhumatismes.
Voambolana 
Anarana siantifika Allophylus salignus

Teny iditra Sodifafana
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
Zana-dohateny Boky tantara
Mpanoratra Randriamiadanarivo
Fanonta printy 2000. Edisiona Salohy. Haavony: 22cm. Takila: 199.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05