Teny iditra | sodina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana ¶ maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | a flute [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | flûte [1.8] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Ohatra | Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany.
[2.470] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sodina io | |
Lahatsoratra | Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) | |
Teny iditra | sodina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | andosy, diñaso, disaño, ondasy, sady ... no, saondy |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
![]() |