Teny iditra sofina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin' ny alalan' ny sampan-kozatra kiritika kely manemitra ny aty sofina
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] the ear
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] l'oreille
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
sofina
sofiko
sofinao
sofiny
sofintsika
sofinay
sofinareo
sofin'
sofin-
sofim-
sofi-
-tsofina
-tsofiko
-tsofinao
-tsofiny
-tsofintsika
-tsofinay
-tsofinareo
-tsofin'
-tsofin-
-tsofim-
-tsofi-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 14] ny fidoboky ny feo ao an-tratrany no tohofany sofina.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 59] roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra sofina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] Pour les plantes : grandes stipules de certaines plantes (Voir besofina). On appelle aussi sofina les feuilles amplexicaules, auriculées à la base et par extension les plantes qui ont de telles feuilles. Plus rarement nom des cotylédons de la plantule ou des premières feuilles du jeunes plant ; exemple sofim-bary (de vary : riz) : feuilles du jeune plant de riz. Les plantes à stipules réduites ou à feuilles réduites sont parfois appelées sofisofina ou sofisofy (comparer à sofasofa).
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30