Teny iditra sohika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Aretina miteraka fahasemporana noho ny kohaka, ka ila tsy ho avy miaina izay voany
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] asthme
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  sefo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31