Teny iditra | sokafana (sokatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko ¶ Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefa mihinana ¶ Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be opened [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qu'on ouvre [1.3, 1.8] | ||||||||
qu’on entr’ ouvre, qu’on découvre ; (chemin ) défendu où l’on peut passer de nouveau [1.3] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohatra | Nosokafany ao amin'ny andro sy ny volana ka nasiany izao soratra izao:
[2.324] | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sokafana io | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |