Teny iditra | sokàka (kaka) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (rafitra) Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony ¶ (olona kidaladala) Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana azy [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | disjoint, mal ajusté, dont les joints bâillent ¶ figuré: qui regarde la bouche béante, simple, imbécile [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | kakaso, kasoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |