Teny iditra sokera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina
¶ Fanodidinana toerana na tanàna
¶ Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a carpenter's square [1.7]
Fanazavàna teny frantsay équerre de charpentier [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: square.

Fivaditsoratra sorake

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31