Teny iditra | sokina | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | sokona [Rajemisa 1985] | ||||||
Teny iditra | sokina | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm. [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | greater hedgehog tenrec ( Setifer setosus) [https://www.tenrec.org] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | hérisson [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974] | ||||||
tenrec [Hallanger 1974] | |||||||
grand tenrec hérisson [https://www.tenrec.org] | |||||||
Fanazavàna teny alemà | Großer Igeltanrek [https://www.tenrec.org] | ||||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||||||
Anarana siantifika | Setifer setosus | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny sokina io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: sokina ao amin' ny Baiboly | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |