Teny iditra | sôkita | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fitokoavana | Teny na fitenenana hita ao aminy: masokita [1.19] | |
Teny iditra | Sokita | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Ohatra | ary nitondra kalesy roan-jato amby arivo sy mpitaingin-tsoavaly enina alina izy, ary tsy hita isa ny olona izay nanaraka azy avy tany Egypta, dia ny Lobita sy ny Sokita ary ny Etiopiana
[2.996] | |
Fivaditsoratra | tosika, tsakoy, Tsikoa, tsioka, tsokia, akotsy, kaitso, kitsao, satoky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |