Entrée (1/2) | 1 sola |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky 9 Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola 10 Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany [1.1] |
Explications en anglais |
11 bald [1.7] |
Explications en français |
12 chauve [1.8] |
Exemples |
13 Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472] |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot sola |
Entrée (2/2) | 16 sola |
Partie du discours | 17 adjectif |
Explications en malgache |
18 mirodana [Tanosy]
[1.78] |
Mis à jour le 2023/06/05 |