Teny iditra | Solanum
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Solanum aphananthum : ranenda, ranendo Solanum apocynifolium : kiranzy, vahiara Solanum auriculatum : ambiatibe, fanasandovia, sevabe, tambakobe, tambakolahy, tambako ratsy, tsiariboamena, voampoabe Solanum dulcamara : mafai-mamy Solanum erythracanthum : angivy, fahavalonkazo, hazomiarotena, hazomitompovohitra, heritsilo, hery, tsilohery Solanum erythrocarpon : roingivy, voangivy Solanum forsythii : mangidikely, voampokely Solanum heteracanthum : angivy, voangivy Solanum indicum : angivibe, angivy, ankivy, toreraka, voampabe, voampo, voampoa, voampoana, voangily, voangivibe, voapo Solanum lycopersicum : tabiha, voabonga Solanum macrocarpon : angivibe, angivy Solanum macrocarpum : voampoabe, voangivibe Solanum madagascariense : lahirohy, vahihazo, vahimbingy, vahinaomby Solanum melongena : angivimbazaha, bana, baranjely, bengaly, beranjely, boraraka, boreraka, toraraka, toreraka, voabana, voangivimbazaha Solanum nigram : anamafaitra Solanum nigrum : amafaitra, amelo, anamafaika, anamainty, anamamidia, anamamy, anamangidy, anangitakely, anantsatria, anantsatry, famoizan' aretina, hanga, voanamainty, voanantay Solanum nitens : hendramena, sakaikely, voamainty Solanum nodiflorum : anamamy, anantsatria, anantsindrana, avaizo, bemine, mailo Solanum nossibeense : angiviala Solanum pyracanthos : fatimena, roingivy, tsingivy, vangivy Solanum richardii : voabana Solanum sp. : vontaka Solanum trigonoplum : fatipatikanala Solanum tuberosum : kambo, ovimbazaha, ovivory | ||
Voambolana | Haizavamaniry: antoko latina | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17 |
![]() |