Teny iditra |
solika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
menaka [Rakotosaona 1975]
|
| Menaka avy amin' ny tongotr' omby ¶ Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana ¶ Kolikoly enti-mamitaka [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | oil [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | huile [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Ohatra | Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 21]
|
Teny nalaina |
|