Teny iditra |
solila
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Misompirana, misobilatra: Fandraka solila [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | qui est à angle obtus, qui est chanfreiné, en talus, en biais, en biseau: Fandraka solila (Ciseau qui est en biseau) [Abinal 1888 takila 623]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
solila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilay fisompiranan' ny rindrina somary mivoaka eo akaikin' ny varavarambe na ny varavarankely; fanatsahana na fanasolarana ny riranjavatra hanjary hisompirana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | retrait du mur à angle obtus près des portes et des fenêtres, chanfrein, talus, biais [Abinal 1888 takila 623]
|
|
Teny iditra |
solila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-dinta lehibe [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
solila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' ahitra mani-pofona misy voniny mavokely na fotsy, maniry eny an-tany mando, nomen' ny ntaolo taloha ny vehivavy bevohoka mba hisorohana ny zava-tsarotra rehetra; izany no nahatonga ilay fitenenana hoe "Izaho tsy miteraka no hisotro solila?" (izaho tsy maninon-tsy maninona ve no handeha hisahirana?) [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | mint [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | menthe: ses feuilles cuites avec du riz sont données aux femmes qui sont près d'accoucher pour prévenir tout accident fâcheux [Abinal 1888 takila 623]
|
| menthe [Hallanger 1974, Rakotonaivo 1993]
|
| (probablement de soa : bon, beau ; et
dilatra ou
lilatra : action d'effleurer, de toucher à peine ; allusion à l'odeur agréable qui se dégage dès qu'on froisse un peu les feuilles). Suivant les dialectes
¶ [Merina]
Mentha pulegium L. (Lamiaceae). Nom malgache signalé par Malzac
¶ La menthe poivrée, Mentha piperita Hudson, introduite d'Amérique et cultivée dans quelques stations d'essai a aussi été appelée par extension
solila
¶ [Betsimisaraka, Sihanaka]
Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Réf. Boiteau, Herbier Jardin Botanique Tananarive 2745. C'est probablement ce nom qui a ensuite été donné en Imerina à la menthe
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Ajuga robusta, Mentha piperita, Mentha pulegium |
Ohatra | 1 | Fomban' ny Vazaha kosa ny fanaovana dite ny solila. [Profita: Ranary, takila 111]
|
2 | Loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Farisiana mpihatsaravelatsihy, fa ny ampahafolon' ny solila sy ny aneta ary ny komina aloanareo; [Baiboly: 47.23.23]
|
|
|
Teny iditra |
solila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina]
(probablement du nom des grandes sangsues d'eau ; on les trouve souvent collées sur les feuilles inférieures de ces plantes). Nom donné aux Mesanthemum (Ericaulaceae), plantes des tourbières et lieux marécageux. Surtout Mesanthemum rutenbergianum Körn. ou
Mesanthemum platyphyllum Baker (Eriocaulaceae). Reconnaissables à leurs inflorescences en tête, d'un blanc brillant.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Mesanthemum platyphyllum, Mesanthemum rutenbergianum |
|