Teny iditra soloky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko
¶ Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy extortion, fraud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay chantage, fraude [1.8]
Sampanteny 
Ohatra Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany. [2.470]

Fivaditsoratra kolosy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31