Teny iditra solo vava (solo, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy a person sent to represent another on certain occasions [Richardson 1885]
Mpanahaka  mpisolovava ~ solombava
Ohatra «Solovava» kosa no nandikana ny teny hoe « Parakleto» ao amin' ny 1 Jao. [Randzavola: Baiboly, takila 783]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31