Teny iditra somàka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misompirana sy mivilambilana, ka tsy mahitsy [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra somaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny saoka: Ny volon-tsomaka no atao hoe somotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay le menton [1.3]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra makôsà

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31