Teny iditra somparana (sompatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Hetraketrahina, simbana: Aza somparana ity kilalaon-janako [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] qu'on ensorcelle, à qui on nuit par des maléfices; qu'on crée infirme: Nahoana nisomparanareo aho ? (Pourquoi m'avez-vous créé infirme ?) [Beaujard 1998]
Haiendriteny 
somparana
somparako
somparanao
somparany
somparantsika
somparanay
somparanareo
somparan'
somparan-
somparam-
sompara-
nosomparana
nosomparako
nosomparanao
nosomparany
nosomparantsika
nosomparanay
nosomparanareo
nosomparan'
nosomparan-
nosomparam-
nosompara-
hosomparana
hosomparako
hosomparanao
hosomparany
hosomparantsika
hosomparanay
hosomparanareo
hosomparan'
hosomparan-
hosomparam-
hosompara-
sompary

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/03