Teny iditra sonaina (sona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza zavatra bataina na aingaina amin' ny tanana roa, izay ahodidina azy
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 628] qu'on soulève, qu'on porte en mettant le bras tout autour
Haiendriteny 
sonaina
sonaiko
sonainao
sonainy
sonaintsika
sonainay
sonainareo
sonain'
sonain-
sonaim-
sonai-
nosonaina
nosonaiko
nosonainao
nosonainy
nosonaintsika
nosonainay
nosonainareo
nosonain'
nosonain-
nosonaim-
nosonai-
hosonaina
hosonaiko
hosonainao
hosonainy
hosonaintsika
hosonainay
hosonainareo
hosonain'
hosonain-
hosonaim-
hosonai-
sonay, sonao

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/15