Teny iditra | sondriana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny sondriana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |