Teny iditra sora-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe soratra
Ohatra 
1 [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 84] Tsy ampy iray volana akory aho dia nahavaky teny sy nahay sora-kaliana.
2 [FOFAFIPE: Rosovola, takila 4] mpianatra mahadika ho sora-tanana mazava, hay vakina ary tsy misy diso.

Teny iditra sora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [Taisaka] Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin' ny aretina mafy nahazo ny tena

Teny iditra sora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka
Fanazavàna teny anglisy  [https://www.tenrec.org] streaked tenrec ( Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus)
Fanazavàna teny frantsay  [Tsimbazaza ] hémicentètes ( Hemicentetes semispinosus)
  [https://www.tenrec.org] tenrec zébré
Fanazavàna teny alemà  [https://www.tenrec.org] Streifentanrek
Voambolana 
Anarana siantifika Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus
Mpitovy hevitra ambiko ~ tsora
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny sora ity (1): Alasora

Teny iditra Sora
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Shur
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Shur
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31