Teny iditra soratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity
¶ Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 632] écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture
  [Boiteau 1997] pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter
Sampanteny 
Haiendriteny 
soratra
soratro
soratrao
sorany
soratsika
soratray
soratrareo
soratr'
sora-
soratry
-tsoratra
-tsoratro
-tsoratrao
-tsorany
-tsoratsika
-tsoratray
-tsoratrareo
-tsoratr'
-tsora-
-tsoratry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 181] Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona.
2 [Callet: Tantara, takila 8] Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy;
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny soratra ity (1): Ambatosoratra

Teny iditra soratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza

Teny iditra soratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka
Voambolana 

Teny iditra Soratra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Ohatra 
1 [Callet: Tantara, takila 207] Ary milalao i Soratra sy Matsatso
2 [Callet: Tantara, takila 533] Ary ny sampy Rasoratra sy Matsatso, sy ley odiratsy rehetra no tahiriziny Tahiamanangaona any Ambohipeno

Teny iditra soratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb. (Loganiaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Strychnos diplotricha

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/31