Teny iditra sorindrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo mitovitovy amin' ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy mba ny hodiny no alaina amin' izany, fa ny tenany mihitsy izay maivana sy malemilemy; ny sorindrana no nitaina raha nahandro ny sakafon' ny mpanjaka tamin' ny Fandroana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (déformation de sorondriana). Sorindeia madagascariensis DC. (Anacardiaceae). Excellent fruit comestible (tout au moins pour les meilleures formes, car elles sont assez variables), mais à odeur très forte de térébenthine. Mériterait d'être amélioré et cultivé. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Sorindeia madagascariensis
Ohatra Dia arehitra ny afo, ny hazo sorindrana no atao kitay [Callet: Tantara]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03