Teny iditra sorisory (sory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] vexation, annoyance
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] chagrin, vexation
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
sorisory
sorisoriko
sorisorinao
sorisoriny
sorisorintsika
sorisorinay
sorisorinareo
sorisorin'
sorisorin-
sorisorim-
-tsorisory
-tsorisoriko
-tsorisorinao
-tsorisoriny
-tsorisorintsika
-tsorisorinay
-tsorisorinareo
-tsorisorin'
-tsorisorin-
-tsorisorim-
Ohatra 
1 [Andriamalala: Ranomasina, takila 22] Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 244] Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31