Teny iditra soritana (soritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko
¶ Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo
¶ Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to be carved or engraved
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] qu'on trace, grave, sculpte
Haiendriteny 
soritana
soritako
soritanao
soritany
soritantsika
soritanay
soritanareo
soritan'
soritan-
soritam-
sorita-
nosoritana
nosoritako
nosoritanao
nosoritany
nosoritantsika
nosoritanay
nosoritanareo
nosoritan'
nosoritan-
nosoritam-
nosorita-
hosoritana
hosoritako
hosoritanao
hosoritany
hosoritantsika
hosoritanay
hosoritanareo
hosoritan'
hosoritan-
hosoritam-
hosorita-
sorito
Ohatra  [Callet: Tantara, takila 144] Soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31