Teny iditra | soritr' asa (soritra, asa) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] lavaka mitandavana atao amin' ny angady tsotra na amin' ny angadinomby amin' ny tany volena | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |