Teny iditra |
sosa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina; fikorianan' ny rano sy fisononokan' ny lakana na sambo [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
sosa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
vodin-javamaniry fihinana any an'efitra [1.78]
|
| Zavamaniry mandady fihinam-body, karazan' oviala [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | (toute l'île) orthographe préférée à soso par Malzac (sens général : action de glisser rapidement et sans secousse ; allusion à la pirogue sur laquelle on embarquait toujours ces tubercules ; mais c'est aussi la plante mâle par excellence et le nom peut cacher un sens plus libidineux). Nom donné aux Dioscorea (Dioscoreaceae) à tubercule comestible. Notamment, suivant les dialectes :
¶ [Betsileo, Sakalava]
Dioscorea bemandry Jum. et H.Perrier (Dioscoreaceae)
¶ [Sakalava, Tsimihety]
Dioscorea analalavensis Jum. et H.Perrier ; réf. Perrier 8241 B (Perrier écrit «
soso »), et
Dioscorea soso Jum. et H.Perrier (Dioscoreaceae)
¶ [Bara]
Dioscorea trichopoda Jum. et H.Perrier ; réf. Seyrig 221 ; le même échantillon a été déterminé Dioscorea analalavensis Jum. et H.Perrier par Burkill (1949) ;
Dioscorea ovinala Baker, (Dioscoreaceae) réf. Seyrig 221. Ces trois espèces semblent avoir été souvent confondues y compris par les botanistes. Voir aussi
soso
[1.196]
|
|
Teny iditra |
Sosa
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Sosa [2.996]
|
| Shushan [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Suse [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Ohatra | Nasain'ny mpanjaka natao izany, ka navoaka tao Sosa ny didy.
[2.996]
|
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|