Teny iditra |
sosana
(sosa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano [Rajemisa 1985]
|
Haiendriteny |
sosana
sosako
sosanao
sosany
sosantsika
sosanay
sosanareo
sosan'
sosan-
sosam-
sosa-
| |
nososana
nososako
nososanao
nososany
nososantsika
nososanay
nososanareo
nososan'
nososan-
nososam-
nososa-
| |
hososana
hososako
hososanao
hososany
hososantsika
hososanay
hososanareo
hososan'
hososan-
hososam-
hososa-
| |
sosay, sosao | |
|
|
Teny iditra |
sosaña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany
tamin havan-drazazavavy [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
Sosana
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Sosana [Baiboly]
|
| Shushan [Baiboly]
|
Fanazavàna teny frantsay | Suse [Baiboly]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Ohatra | Armenia sy Media sy Sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy. [Randzavola: Baiboly, takila 376]
|
Teny nalaina |
|