Teny iditra | sotro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a spoon [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | cuillère [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | sotro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana ¶ enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | action de boire [Abinal 1888] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny sotro io | ||||
Teny iditra | sotro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | appellation botanique: Phylloxylon [Rakotovao: Bois] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | ||||
Anarana siantifika | Phylloxylon | ||||
Mpitovy hevitra | harahara ~ tsiavango ~ voafatra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |