Teny iditra | sy | ||||||||
Sokajin-teny | mpampitohy | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | and [Hallanger 1973] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | et [Hallanger 1974] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Mpanahaka | amana ~ ary ~ mbamy ~ dia ~ ka | ||||||||
Teny iditra | sy | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] fifiahara fary [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Mpitovy hevitra | sahy | ||||||||
Teny iditra | sy | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Hyparrhenia rufa Stapf (Poaceae). Bonne espèce fourragère ; éliminée par les feux de prairie trop fréquents. Voir aussi simena. [Boiteau 1997] | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | ||||||||
Anarana siantifika | Hyparrhenia rufa | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |