Teny iditra sy
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy and [1.7]
Fanazavàna teny frantsay et [1.8]
Haiendriteny 
sy
-tsy
Kamban-teny 
Mpanahaka  amana ~ ary ~ mbamy ~ dia ~ ka

Teny iditra sy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] fifiahara fary [1.78]
Mpitovy hevitra sahy

Teny iditra sy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Hyparrhenia rufa Stapf (Poaceae). Bonne espèce fourragère ; éliminée par les feux de prairie trop fréquents. Voir aussi simena. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Hyparrhenia rufa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31