Teny iditra | tabaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fidiran' olona na biby na zavatra indray miaraka betsaka. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | tabaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahabetsahana azo anaranam-po. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | tabaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tehina be, langilangy na kibay [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | tabaka | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] a word for Dabaka and dobibika [Richardson 1885] | |
Teny iditra | tabaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] paraky [Rakotosaona 1975] | |
[Tanala] paraky arapaka [Rakotosaona 1975] | ||
Fanazavàna teny anglisy | the tobacco plant or tobacco. Nicotiana tabacum. (Betsim.) Same as Paraky, Tsitata (Bara), Tobaka (Tanosy), and Lobara (Bara) [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Anarana siantifika | Nicotiana tabacum | |
Mpitovy hevitra | tabake | |
Teny iditra | tabaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] a kind of fish [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |