Teny iditra | tabiha | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | state, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom. [Richardson 1885] | ||||||
glory, honor [Hallanger 1973] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | gloire, honneur [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||
force [Abinal 1888] | |||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny iditra | tabiha | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | tomate, pomme d'amour [Abinal 1888] | ||||||
[Merina] (ce mot signifiait autrefois : honneur, gloire ; le nom est passé à la tomate, anciennement introduite, et considéré comme un fruit de luxe, qui faisait honneur). Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). Cultivée pour ses fruits et souvent même devenue subspontanée. Nom relevé anciennement par Grandidier. De nos jours on dit plutôt voatabiha. [Boiteau 1997] | |||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||
Anarana siantifika | Lycopersicon esculentum | ||||||
Mpitovy hevitra | voatabiha | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/01 |
![]() |