Teny iditra tabory (bory)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Round, spherical. [Comp. Swa. tamboa.] [1.2]

Teny iditra tabory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny boribory eo ambanin' ny filahiana, atao koa hoe vihina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy the testicles [1.2]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tabory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (Sapindaceae. Étymologie douteuse : peut-être de vory : qui se rassemble, qui pousse en touffes ; mais tabory, en cuisine, veut aussi dire les tripes du porc). Plante spontanée, ramassée comme plante potagère. Non identifiée. Le nom est peut-être en rapport avec ses emplois culinaires. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra taroby, tobary, baitro, boitra, botira, botria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19