Teny iditra tadidy
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tsaroana, tsy hadino
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] remembered
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] recollected; talily is used in the provinces
  [Hallanger 1974] dont on se souvient, rappelé
Sampanteny 
Haiendriteny 
tadidy
tadidiko
tadidinao
tadidiny
tadidintsika
tadidinay
tadidinareo
tadidin'
tadidin-
tadidim-
tadidy
tadidiko
tadidinao
tadidiny
tadidintsika
tadidinay
tadidinareo
tadidin'
tadidin-
tadidim-
ho tadidy
ho tadidiko
ho tadidinao
ho tadidiny
ho tadidintsika
ho tadidinay
ho tadidinareo
ho tadidin'
ho tadidin-
ho tadidim-
tadidio
Ohatra 
1 [Randriamamonjy: Tantara, takila 338] Ireto ny vitsivitsy tadidy.
2 [Rajemisa 1985] Tsy tadidiko intsony ny trano nipetrahanay teto taloha
3 [Rabearivelo: Alahelo] Ny hafaliany mantsy hiofo ho tadidy ny fahiny!

Teny iditra tadidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fahatsiarovana, arika: Very tadidy

Teny iditra tadidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka, Tanosy] angano
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] lovantsofina, tantara
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] fitadidiana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] a tale, a story, a fable. See angano
Voambolana 

Teny iditra tadidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] business, the question in hand
Sampanteny 
Mpitovy hevitra talily

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31