Teny iditra |
tadina
(tady)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Atao tady: Hotadina no ambolena ireto rongony ireto fa tsy hofohina ¶ Fatorana, rohizana: Notadina mafy ilay mpangalatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be twisted into a cord or rope ¶ provincial, to be bound. [1.2]
|
| to be twisted into rope [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on tord pour en faire une corde [1.8]
|
Haiendriteny |
tadina
tadiko
tadinao
tadiny
tadintsika
tadinay
tadinareo
tadin'
tadin-
tadim-
tadi-
| |
notadina
notadiko
notadinao
notadiny
notadintsika
notadinay
notadinareo
notadin'
notadin-
notadim-
notadi-
| |
hotadina
hotadiko
hotadinao
hotadiny
hotadintsika
hotadinay
hotadinareo
hotadin'
hotadin-
hotadim-
hotadi-
| |
tadio | |
|
|