Teny iditra tady mahazaka (tady, zaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] grosse corde
Mpitovy hevitra mahazaka
Ohatra  [Rajaonarivelo: Bina, takila 81] Ny fitopin' ny masony sy ny fitsikin' ny molony vao mainka koa tady mahazaka nandrohizany an' ise!

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31